Moa ve? (Rary Nofy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MOA VE?Moa ve ialahy letsy?
Ilay olon-tsotra
Misandoka ho poéta!
Moa ve ialahy leroa?
Ilay olon-dratsy
Misandok'ho mpanoratra!
Moa ve ianao ry isé?
Ilay olon'iray
Mba te halaza!
Moa ve ianao ry sakaiza?
Ilay olo-ndoza
Nandika ilay asa soratr'ilay namanay!
Moa ve ianao ry namana?
R'ilay olon'iny
...
Maharavo.A 11.05.2017
Ankadikely-Ilafy
Antananarivo Avara-,drano
--------
Rohy: