Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako ny tanindrazako (Rary Nofy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ianaoRy tanindrazako
Na dia mafy aza
No mihatra amiko
Hanavotako anao
Anao ry gasikarako
Tanindrazako malalako;
Tsy mety ho adinon'ny tavako;
Toa tsy afaka ato am-bavako;
ny hanonona,ahatsiahy ilay tantarany;
Ianao ry gasikara;
No iriako mba ho tsara
Tiako
Tsy ho ratsy fiafara
Ny tontolony any am-para
Tiako ianao ry gasikara!
Fatals 07.11.2015
--------
Rohy:
