ANTSAIKO! (Fenotsoa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANTSAIKO!

Antsaiko lalandava,
tsy afaka am-bava
ny anaranao mamiko!

Antsaiko samirery
mantsy toa manery
ny fitiavako anao!

Antsaiko hatrany
na aza aho tomany
ny miafina anatiko!

Antsaiko ; an-tsaiko
eny ho'aho ry aiko
ny endrikao- ianao!


23 Novambra 2006
Tamin'ny 9h20mn
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1133 1
Mpakafy: harisanda
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fenotsoa
Nampiditra : harisanda
Daty : 06/09/2007 07:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0635