Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tolona (HASINIONY)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eny, ho nofy ihanyIzay tolona any ho any
Mandrahondrahona tomany ...
Ny tolonao sakaiza
Dia tolona tsy fantatro
Fa tolon'olomboky;
Ny ahy, ny mba fitaiza
Sy tolona mba fantatro
“ny kiboko no voky”.
--------
Rohy:
Sokajy :
Hambom-po
