Tsingerin-taona (havotraniaina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mitombo izao ny taona,
Mankalaza tsingerin-taona,
Mitombo fahalebiazana,
Miandrandra fahombiazana.

Mangataka Aminao aho ry Ray,
Mangataka aho, hitombo fahendrena,
Ny fiainako taloha, notantaninao tokoa,
Ny ampitsoko tsy hay, esory ny ahiahy.
--------
Rohy:
210 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : havotraniaina
Nampiditra : havotraniaina
Daty : 07/05/2026 10:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111