Ny soratra (Heriarilala Andriamamonjy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny soratra mampihavana
Ny soratra mandrohy
Ny soratra mampiadana
Ny soratra mitohy.

Heriarilala Andriamamonjy, 29/10/22, 11:59
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
19 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124