ANATRA 1 (LAVENONA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izao no teniko aminao
any volana any andro
mbola hiseho ny masoandro
fotsiny io tandrifin-drahona
ka ny anio no mety hoe vahona
nefa mahareta kely
fa hivadika tantely io...
rehefa tonga ny ampitso !

LAVENONA
--------
Rohy:
Sokajy : Fananarana
362 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0144