RAHONA (Nat'urel)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia nandalo ity rahona ka nanaloka ny tanyIreo sendra azy rehetra hono dia indro nitomany
Fa ahoana nga hoy ianao?
"Sembandrahona ny fiainako e" fomba fiteny amin izao
Tsy afaka am-bava
raha mba tojo anjara ratsy
"Rahovina vao hisava e?"
Ity rahona mpamela tasy?
Dia 'zay ratsy mitranga amin ny fiainana anio
Dia jereo fa ny rahona ihany no anton'io
--------
Rohy:
Sokajy :
Fiainana