dia gaga ialahy (Ranoala)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy akoho maneno
ny andro anefa amin'ny telo
misy finday mikiririoka
tezitra dia nivovo ny aliaka
misy ramatoa mikakakaka
dia ialahy no nivanaka
nahateny irery hoe: hoay le aza...
mbo tonokalo va itony?
--------
Rohy:
Sokajy : vazivazy - Malalaka - Hatsikana
927 1
Mpakafy: rahonala
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ranoala
Nampiditra : rahonala
Daty : 15/10/2021 06:54
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142