HANADINO (RAVINALA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hiezaka ny hanadino anao aho Hiezaka hamafa ny lalana nodiavina
Hanadino ny tantaram-pahatsiarovana sy ny lasatsika ireny
Hampiana-tena, hamindra samy irery.
Hamafa ny tomany sy ny ranomasoko rehetra
Hamadika ny pejy, hiova tarigetra
Dia himbanjina indray masoandro vaovao
Hanova ny famindra, hiaina tsisy anao.
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
