Ampidiro aloha ny tenimiafina
Malala tsy foiko nefa a...., (Sento tokana)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iny afatrao inyilay afatra tsy lava
ilay afatrao fahiny
mbola ato antsaiko lalan-dava
iny tsikinao iny
tsiky malefaka manintona
ilay tsikinao fahiny
tsara sady maontina
iny bikano iny
tsotra sady manja
fa ilay bikanao fahiny
iny koa tsy latsa-danja
iny toetranao iny
maontina sady tsara
fa ilay toetranao fahiny
Iny koa tsy latsadanja
Sento tokana
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy - Fitiavana
