FIAINANA (Solofomanjato)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FIAINANAFiaina-mandalon’ny mponina ety
Di’ efa voafetra hatrany ampiandohana
Indramina ihany ito nofo malia
Fa samy voavidin’ny vovo-niaingàna
Maimaim-poana ny fiainana entina
Saingy mibaby ny trosan’ny tany
Satria efa miandry ao ny fahafatesana
Na faly na ory, tsy maintsy mankany
SOLOFOMANJATO
--------
Rohy:
Sokajy :
Eritreritra mandalo - fiainana
Mpakafy:
accolade
Hevitra mandeha
Zozoro
(
24/07/2009 12:14)
Lalam-piainana tsy maintsy izorana io nefa tian'ny mpanoratra ny miventy azy hatrany...asa loatra re !