ITY RAOZY ITY (AVELAKO HO ANAO) (Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv))
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ity raozy ity no hokarakaraikoSy ho kolokoloiko mandram-pahamainany
Fa zary vahy irohizan' ny aiko
Hihaino ny sentoko sy ny tarainany
Ity raozy ity no obeko fitiavana
Hu fahatsiarovako ilay olon-tsoako
Ho hitako hariva maraina ho tazana
Fa raozy navelan' ny mahery fo-ko
Ity raozy ity no horohiko foana
--------
Rohy:
Sokajy :
Fiononana
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv)Nampiditra : Vonjisoa-Andjanirina
Daty : 28/12/2020 06:03