You are here: home > Vetso

Lafatra

Lafatra Ranoa, mpanoratra tononkalo vao erotrerony kanefa efa manana tononkalo maro.
2020: Nahazo ny amboaran'ny fifaninana tamin'ny fankalazana ny faha herintaonan'ny "Ampel'Art" tetsy amin'ny CEMDLAC Analakely. Manana angola sy feo miavaka entina mambabo izay mandre.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : hery
Daty : 30/06/2020
Mpamangy : 609
Mankafy : 1
Efa ankafizinao Esory