Hampiditra sary Nampiditra : Richieux
Daty : 05/12/2005 00:28
Nijery : 1690
Tononkalo: 10 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Lova

Miarahaba anao.

Mpanoratra tonokalo momba ny fitiavana sy ny fiainana andavan'andro ny tenako. Kisendrasendra no naha-mpanoratra ahy. Sombim-piainana niainako sy ireo manodidina ahy ka voasoratra tsinahy noho ny fihetseham-po no mampiavaka ireo diampeniko.

Koa mirary anao hahazo fy.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/lova
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015