Ankaikinao (Lova)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Rehefa injay ianao fihiniko hifanantona amin'ny tratrako
Toa tampina ny vavako, toa sitrana ny ratrako
Fahanginana tanteraka no lasa setriny tsy fidiny.
Fa ny saina sy eritreritra, lasana tsy mety midina.
Mivetsovetso hasambarana toa hazo feno voa.
Fa fitiavana itambarana tsy mba mana-paharoa ...

Richieux (31 mars 2003)
--------
Rohy:
1367 4
Hevitra mandeha
fiaritiana ( 17/01/2006 13:23)
hummm! tsara !
xuan ( 20/01/2006 16:01)
tena tsara! bravo! tohizo hatrany rehefa misy ny haingam-panahy; OK!
lapino ( 22/01/2006 08:36)
Milay be ka!
Mysento ( 19/08/2009 13:24)
Tsara,lafatra ,misaotra ny mpa
Mysento ( 19/08/2009 13:25)
Tsara,lafatra ,misaotra ny mpanoratra.
rhina ( 07/09/2009 12:54)
otran oe za zany le eo antratra
hmmmm
tsara e!!! mankasitraka
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Lova
Nampiditra : Richieux
Daty : 05/12/2005 00:48
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095