Nampiditra : ravelonarivomirado2001
Daty : 27/02/2023 09:46
Nijery : 654
Tononkalo: 11 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Ny Radontsoa Mamiratra

Hamorony hira ny fony
hahatsapàny ny hasarobidin'
ireo ranomaso mangidiny ...
Mila tsy ho teliny intsony !
...
...
...
...
Hanoraty vetso ny misiny :
Ny fiainany iray manontolo ...
Mba ho hainy fa ny eto : bontolo !
F'ampinga maharo ny tsikiny ^^

2020
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-radontsoa-mamiratra
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0912