You are here: home > Vetso

Ny ToKy ( NTK )

Raha ny momba ahy dia mbola soratana miandalana satria lava loatra fa raha bangona tokana dia tovolahy, tia mandefa eritreritra, heritreritra misary nofy, izay azo tanterahina amin'ny fotoana tsy voafetra. Koa mazotoa mamaky sy mandefa eritreritra ary! Fa indrindra mba hampitombo sy hamerina indray ny fitiavana ny teny malagasy.

Hametraka hevitra

Midira aloha