Any ho any - Ny ToKy ( NTK )
Azo vakiana?
Any ho any misy olona iray tsy manadino
Mahatsiaro na dia tsy niara-dalana aza
Any ho any ,manantena sady mino
Samy efa nahazo izay silany ho sahaza
Any ho any, olona iray maniry foana fatratra
Ny ahitanao ny soa, mba iainanao ny lafatra
Any ho any . . .
Olona iray . . . fantaro
NTK 2012 MARS
Sokajy :
Aingam-panahy, embona, Eritreritra mandalo, Fahatsiarovana, Fampaherezana, fanantenana, fiainana, Fifaliana, Fitiavana, Hambom-po, manokana, Namana, Ny ToKy ( NTK ), Tanindrazana, tantara, tsara
Hevitra mandeha
ntk (15/03/2012 05:17:53)
Dia mba mametraha hevitra ry namana isany ô, hi²²
carinamihary (26/03/2012 06:28:32)
Mombamomba
Mpanoratra : Ny ToKy ( NTK )

Nampiditra : ntk
Daty : 15/03/2012
Mpamangy : 1454
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
GASIKARAAza kivy
Rehefa tia
Nofy sisa . . .
Revy sa ditra ?
Ho tsiambaratelo
Kalo (miaraka amin'i HARIAINA)
kilalao
Neny
Eto amin'ity tany ity