Aza kivy - Ny ToKy ( NTK )
Aza kivy
Na mety ho mafy ny omaly, mbola ho sedra ny ampitso,
Aza kivy fa minoa, hareno izay tsy nety, ataovy hanatra ny diso
Raha ny fitiavana no maha ory, mampisento lava foana
Aza kivy fa mbola ho hitanao ilay tianao, tia anao izay aharitra aman-taona
Amin'izay fotoana izay dia ho sambatra ny fonao ary ny fanahy koa
ka tsy ho kivy fa ho sambatra satria efa miadana ao am-po
NTK 2012 10 10
Sokajy :
Ahiahy, Aingam-panahy, Alahelo, embona, Eritreritra mandalo, fanantenana, fiainana, Fiononana, Fitiavana, Hambom-po, Malalaka, manokana, ntk, Tanindrazana, tantara, tsara
Mombamomba
Mpanoratra : Ny ToKy ( NTK )

Nampiditra : ntk
Daty : 19/10/2012
Mpamangy : 1990
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
GASIKARARehefa tia
Nofy sisa . . .
Revy sa ditra ?
Ho tsiambaratelo
Kalo (miaraka amin'i HARIAINA)
Any ho any
kilalao
Neny
Eto amin'ity tany ity