Hampiditra sary Nampiditra : Nyfandeferako
Daty : 18/04/2023 15:09
Nijery : 416
Tononkalo: 8 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Nyfandeferako

RANDRIANAHASY Santatriniaina Nomena sarobidy Jean Marc no anarako feno , saingy antsoina hoe
Santatra aho eo anivon'ny fiaraha-monina, ary Nyfandeferako kosa no anarako entiko eo amin'ny sehatry ny zava-kanto.zazalahy teraka ny taona 14 febroary 2002, ary nanomboka teo amin'ny faha 16 taonako aho no nanoratra saingy izao aho vao miezaka mampiditra ny asa soratro amin'itony fitaovan-tserasera itony.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/nyfandeferako
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144