You are here: home > Vetso

Moa misy va? - Aino

Azo vakiana?

Moa misy Va?


Moa misy va ety iriko toa anao?
Ry malalako tsy foiko, tao mampitoloko
Ny foko lasanao, ry malala ô!
jereo ity olo-tianao izay te hiatoraka aminao.


Moa misy ve ety, iriko toa anao?
Ry malala mba lazao izay ao amponao
fa aza de mampijaly tahaka izao
Avy ianao hiarady isika sy ainao,
raha toaka sitrakao.
Tsy ho atakaloko ianao,
raha toaka manaiky izao faniriako izao.


Moa misy ve ety iriko toa anao?
Fitiavana feno, izay ho anao
Ny fiainako lasa niova noho ny avy amiano.


Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Aino

Nampiditra : Aino
Daty : 22/05/2006
Mpamangy : 816
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

ny fitiavako anao
tiako nefa
efa tsy anao hintsony
Misaotra
tsy misy toa anao..
Nakaiza lahy
Tsiaro
Mandrakizay
maminko ianao
Ventsoko