IANAO IHANY (AJO)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Samy teo ry zareo,
de teo koa ny hafa,
de teo izy, teo!
fa ianao ihany ho'aho
no tiako hiarahana mitafa...


Ianao irery
ianao ihany
no nitopazan' ny jinery
tao anaty vazan-tany...

(1996)
--------
Rohy:
1712 1
Hevitra mandeha
andry 1000 ( 27/04/2015 06:14)
teo za,
teo ianao,
teo koa izy,
teo ry zareo,
teo daholo isika e!
mahafinaritra le samy teo isika e!
tsara be le asa-soratrao, mahay enao kah
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : AJO
Nampiditra : daybreak
Daty : 25/03/2011 16:49
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097