VOLA - AJO
Azo vakiana?
Vola...
mivolambolana fitia
ny volana desambra,
mivolombolon'andro fety
vangian'ny kintan'i Mesia.
Volavola vovon-tany
novolainy zary bika,
manimbolo fofon'aina,
anaty volana miaina
zazavavy miangola
dia nanjary Angolaina...
(Désambra 2003)
Mombamomba
Mpanoratra : AJO
Nampiditra : daybreakDaty : 16/02/2011
Mpamangy : 897
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
EFA NISYDEMAIN
MYSTERE
L'ETRANGER
TSY HO LENA IANAO
HOLAZAIKO VE ?
TENY...
IANAO IHANY
ORA FAHAFIRY?
TSY TAFANDRY