You are here: home > Vetso

Nofinofy - anarim

Nisy ianao
Dia nisy aho
Ary saika nisy "isika"
Saika efa nanjopiaka
Ilay kintana amam-bolako
Efa ela tsy nitsiky

Kanjo ...

Fotoana vitsy monja ihany
Izany nofinofy izany
Dia niraraka an-tany
Eny, manam-petra ihany !

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

hery (08/06/2006 11:12:54)

Gravy koa izany

nikopol (22/06/2006 10:19:51)

tsara be

ANARIM (22/06/2006 11:02:06)

hery :ngah ita e! merci nikopol

ounjasou (29/06/2006 07:21:54)

azo asiana ka, averina indray ilay nofy fahizay, sahy ve?

ANARIM (30/06/2006 12:16:42)

ounjasoa : ountss, sarotra be na sahy aza !

ledada (24/10/2006 13:35:56)

"dia nisy ianao, dia nisy isika"; toy ny avy anamaky ny tonokalon-drado zany za(georges andriamanantena io), sa avy namaky ny tononkalony enao d niainga ny inspiraka?

ANARIM (25/10/2006 08:42:03)

ledada : tiako ny mamaky an'i Rado, fa mety eritreritra sendra nitovy ny anay teto angamba??