You are here: home > Vetso

--NY ADIKO-- - and

Azo vakiana?

--NY ADIKO--



hiady mafy aho
hamakivaky ny hozam-piainana
voadona mafy aho
ka vakivakin'ny hosam-piainana




ho an'izay mikiry ny fandresena
ka ho reharehan'izay manana
ary ho-izy no faendrena
ho fitaratra sy namana



fa izany ny adiko
hitazona ilay fanantenana
tsy hampiova ny tanjoko
ka ho rehareha ny eo antànana




(R.A.A.Z.N)

Sokajy : Ady

Hametraka hevitra

Midira aloha