fitia saro-bidy (and)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy ho azonao terena
Na koa ho gejaina an-tady
Ny fitia tsy mifanena
Tsy afaka mifanam-bady
Ny fitavana:harena
Ka tsy azonao hosena
Na harendrika ho tefena
Fa hery ao anaty tena
Tsy voasakan ho fefena
Fa safidy volamena




sakaymena
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1937 2
Mpakafy: Zozoro - rodro
Hevitra mandeha
Zozoro ( 16/06/2009 14:51)
Mahafinaritra. Misaotra
sakaymena ( 16/06/2009 18:01)
misaotra anoa indrindra
misaotra anao toko
nandinika mangina
lay ventso tao am-po
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : and
Nampiditra : sakaymena
Daty : 16/06/2009 13:15
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145