KANTO I SERASERA - and
Azo vakiana?
ISAORAKO ANAREO NAMORONA
LANY ANDRO HERITSAINA
INOAKO TENA TSARA ORINA
TY SERASERA SOLONTSAINA
TSAPAKPO FA KANTO IANAO
RY MALAGASY HATRAMIZAO
ENY FA NA DE EO AZA
NY MAHA ENAO ,ANAO
SY NY MAHA AHY ,AHY
TSY ATAOKO MAMPANAHY
FA REHAREHA TSOTRA ZAO
DE INDREO MIFAPITADY
ARY DIA MANADIHADY
IZA IZY? AIZA ENAO?
IZAO HIRESAKA AMINAO
AM TENY MAMY HOE
MILA NAMANA AHO RE
KO MAMALIA ZE MANDRE
ARY TENA MAMPIOMBONA SADY NAMPIFAKALALA
KA NA DE TSY NIFANKAHITA DIA BETSAKA NY METY VITA
MICHAT DE MIKARAJIA
REFA MANINA IANAREO,AZA ELA FA JEREO
FA AO DAHOLO RY ZAREO
Hevitra mandeha
sakaymena (03/06/2009 21:44:55)
ty misy tsy azoko zah no manoratra manino no misafidy mpanotra hafa tsy azoko ka
hery (04/06/2009 00:50:45)
Efa nampiditra mpanoratra?
Mila mandeha etsy amin'ilay hoe hampiditra mpanoratra aloha dia ao ianao afaka mifidy na hampiditra ny tenanao na hampiditra mpanoratra hafa.
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : and
Nampiditra : sakaymenaDaty : 03/06/2009
Mpamangy : 1597
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
--LOVAKO NY FAHAIZAKO----NY ADIKO--
Soloy
ny antsika
fitia saro-bidy
FITIA MIANDRY VALINY
POLITIKAN AFRIKA
KANTO I SERASERA TOHINY