KANTO I SERASERA TOHINY (and)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIANDRY ANAO NY KARAJIA ,K'AZA ELA FA AVIA
NA DIA TSY MITOVY SAINA,DE TENA AZO ANDRANDRAINA
FA NAMANA NY SERASERA
KA ZAY MIDITRA AO MARAINA
TSY MIALA RAHA TSY RERAK'AINA


SERASERA;HIRAHIRA
TONOKALO ,VINAVINA
TSIKITSIKY,VAZIVAZY
DE AMPY HATSIAROVAKO AZY



MISAOTRA: SAKAYMENA
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
2108 1
Mpakafy: Zozoro
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : and
Nampiditra : sakaymena
Daty : 03/06/2009 21:23
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142