FITIAVANA MAHERY (ANDRIAMASIMANANA Andry)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Injao midona lavitra anyToa tsy fanta-piaviana
Injay manenika ny tany
Ny fitiavana tsy hangina
Fa any ho any ho any kosa
Toa misy olona mia-osa
Fa toa resy izy zay
Fo sy saina sy fanahy
Fa io fitiavana io ihany
No nahatonga izany
Mety handresy ny mahery
Ny aina kely mety ho very
Tena lanaka ny saina
Oriory zany fo
Tsy misy mihaino ny taraina
Nde mba ho aiza eny moa
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
R.T.J
Hevitra mandeha
andrii15
(
14/03/2015 18:20)
tsara fa tohizo
andry 1000
(
17/03/2015 07:27)
misaotra e!!! mankasitraka
hjravs
(
17/03/2015 08:36)
Mankasitraka, tohizo
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : ANDRIAMASIMANANA AndryNampiditra : andry 1000
Daty : 14/03/2015 04:59