Mbola atreto..... (Arisons)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mbola atreto......

-Vao eny niandoha nifankahalala isika.
-Dia tsy haiko fa lasa taminao foana saiko.
-Tiko tohizana foana tsy anampetra ireo tafantsika.
-Na aiza no misy ahy sy anao satry tena mamiko.

*Vao misaraka isika dia tsy andriko ny ampitso hitafana anao indray.
*Fa ny foko efa mangetaheta te hitia sy hiara-dia aminao mandrakizay.
*Nefa sahirana ny saiko haotra ny vavako.
*Ny hilaza aminao anie hoe ny foko efa ela babonao rahavako.

-Hieretana foana ireo adin-tsaina rehefa iny alina mangina.
-Fa hiainana indray ny androany hitafana amin'ilay tina.
-Ka mba ravoravo ny fo nefa indrisy mbola tsy tafa.
-Ny fikasan'ny foko hitianao satria izy tsy hay raha efa mitia olon-kafa.
Arison, 24-09-2024
--------
Lien:
Catégorie : Ahy - Alahelo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
58 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114