You are here: home > Vetso

TSIAHY - BANGOTOKANA

Azo vakiana?

            


            Singan-draozy taho iray, no mba tsiahy sy tadidy
            Raozy fotsy kely izay ,no mpapivetso ireo tadidy
            Mandefa saina samy irery, eto asisin-dalana eto
            Mihaino fo feno fery,  no mba anjarako hatreto
Ô ry lasa ô, oviana indray, no hitambolona eto amiko
Ireo fiadanana hatrizay, anajaraka masoandroko  izay mba mamiko
Fa lasa nofinofy zary jaly, no manajaka eto anio
Dobon’onja nilaozam-paly,  nipaohan-driaka sy tadidio

Sokajy : fiainana

Hevitra mandeha

mirananirina (28/08/2012 11:15:31)

Tsara ,miodikodina ny tany

Mombamomba

Mpanoratra : BANGOTOKANA


Nampiditra : BANGOTOKANA
Daty : 23/08/2012
Mpamangy : 1280
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Tsy misy lohan-teny
VONONA
TANTARA TSY VOAFAFA
ORANA
NY FITIA
LASY IRAY
VAVAKA HO AN'I OLON-TIAKO