Blaogin’i DadaRabe (DadaRabe)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Blaogin’i DadaRabe

Ho hitanao ao,
Tononkalo vao
Sy ny ela koa…
Atolotry ny fo !

Mitantara fiainana
Ary koa fisainana,
Ho an’ i Gasikara,
Mba hanana anjara.

Ny fahasalamana,
Mitranga an-tanàna,
Dia ho ambara ao,
Hampety izay atao.

Koa dia manasa anao !
Handroso tsotra izao !
Tsy asiana fombafomba…
Ho raisina izay tonga.

Mandroso tompoko ô !

DadaRabe
St Pierre et Miquelon
09/08//07

--> dadarabe.blaogy.com
--------
Rohy:
2648 1
Hevitra mandeha
Ryana ( 14/08/2007 12:52)
HItsidika tokoa ny tenanay, DadaRabe. Hay niova tanàna ianareo izany?
Mankasitraka hatrany!
Ryana
DadaRabe ( 14/08/2007 14:39)
Eny tompoko. Dia faly miaraba indray é!
DdRb
Malita ( 23/04/2010 09:07)
mankasitraka fona e!
:))
mimi12 ( 06/07/2012 06:59)
tsara é
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098