Ity fiainako babo ditra (dano)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny aloka ve no mandalo?
Sa ny tany no lasa fahavalo?
Fa tao tsapako miha mangidy
Tsy ahitako fanalahidy
Ity fiainako babo ditra
Ity izy mahatsiaro voafitra.

Ankehitriny vao indro manenina
Amin'izao aho mahatsiaro badenina
Singa irery tsy misy mpandreha
Ny alahelo tsy mety voafehy
Ilay foko tao niova loko
Tsy mena fa efa niofo.

Adino ny fanantenana
Narian'ny fahagagana
Notondron'ny hafalina vody
tratran'ny aza manody
Mahatsapa fagirifirina
Naman'ilay fiafiana.
dano 07-11-2012
--------
Rohy:
1290 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : dano
Nampiditra : dano
Daty : 12/12/2012 06:21
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144