You are here: home > Vetso

Ankifidy - DotMG

Azo vakiana?

Etsy kely anie ry Zandry
Raha ialahy izao no mifidy
Dia ronono an-tavimandry
misy tsirona mangidy,
Sa amany anaty vera
misy fofona labiera?
Lazao izay tian'ialahy hihinanana
Fa safidy samy manana.

DotMG

Sokajy : Politika, vazivazy

Hametraka hevitra

Midira aloha