You are here: home > Vetso

Ventson'ny taona vaovao - Rary Nofy

Azo vakiana?

VENTSON'NY TAONA VAOVAO
Nahoana re ry aiko;
Ity mba fetinao!
Toa maloka ny ao an-tsaiko;
Raha mandinika,mibanjina ao.

Ny olona ao an-tanàna;
Toa mifety avokoa!
Ny sentoko tsy tàna;
Fa lasana mifoha.

Ny fisoboky ny aponga;
Ny mozika toa manâko;
Fa tsy ho ela dia ho tonga;
Ilay taona vaovao!
Ilay taona iray mafonja.
          Maharavo.A  31.12.2016