Ventson'ny taona vaovao - Rary Nofy
Azo vakiana?
VENTSON'NY TAONA VAOVAO
Nahoana re ry aiko;
Ity mba fetinao!
Toa maloka ny ao an-tsaiko;
Raha mandinika,mibanjina ao.
Ny olona ao an-tanàna;
Toa mifety avokoa!
Ny sentoko tsy tàna;
Fa lasana mifoha.
Ny fisoboky ny aponga;
Ny mozika toa manâko;
Fa tsy ho ela dia ho tonga;
Ilay taona vaovao!
Ilay taona iray mafonja.
Maharavo.A 31.12.2016
Sokajy :
Aingam-panahy, embona, Fahantrana, Fety, fiainana, Fianakaviana, Fiaraha-monina, Fifaliana, Kolontsaina, Tanindrazana
Mombamomba
Mpanoratra : Rary Nofy

Nampiditra : Fatals
Daty : 09/04/2017
Mpamangy : 663
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
LEFITRO FOANA Raha toa iINY LALAN'INY Herezo let
HAFA IHANY Vao maty iana
Alim-pody indray
Mandehana sombinaiko
Ankiziny taloha
ANY AMBADIKA ANY!
Tsy hay hadinoina
Ry taniko oh nahoana?
Any ho any izao