You are here: home > Vetso

Fa mba iza loatra ianao? - Fetrakens

Azo vakiana?

Fa mba iza hoy aho ianao
no tena nambabo 'zato foko
Nampitalaho ,nampitoloko
'Lay hatsaran-bikanao?

Tsy haiko aloha na ianao ilay tsara
Notadiaviko hatrizay
Ka minia tsy hahalala
Ty foko mangahihay

Hevitra mandeha

sejianis (08/04/2004 17:01:19)

tiako ho fantatra fotsiny hoe mbola tsy hitan'ny mpanoratra mihitsy ve ilay olona teneniny fa vao nofy fotsiny, sa efa hitany, raha efa hitany, ahoana ary no tsy hainy hoe iza?
lainga kambo fa milay fetrakis a!

Hametraka hevitra

Midira aloha