You are here: home > Vetso

Lavidavitra any ho any! - Fetrakens

Azo vakiana?

Lavidavitra any ho any
Misy toerana tsy fantatra
Misy tery sy ankamantatra
Aiza ho aiza eto an-tany!?

    Lavidavitra aiza ho aiza?
    Ho tadiavina hatraiza
    Tsy haiko anarana sy taona
    'Lay toerana manao ahoana!

Fa dia lavidavitra any ho any
    (Extrait)

Fetrakens, 02/11/2007

Hametraka hevitra

Midira aloha