Ianao mody adala! - Fetrakens
Ianao mody adala
ka ninia tsy te-halala
Ilay fitiavana natolotro
Zay nivoaka teo imolotro
Ianao mody adala!
manao ahy tsinontsinona
kanefa tsy mampaninona
Zay tia mantsy adala
Mombamomba
Mpanoratra : Fetrakens
Nampiditra : fetraDaty : 11/01/2004
Mpamangy : 2325
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Haingom-piainanaLavidavitra any ho any!
Lavidavitra any ho any!
Fiainana
Ity fiainana ity
Izy no tiako
รด ry kaiky a!
Fa mba iza loatra ianao?
Fitia afakely
Isika!