You are here: home > Vetso

Izy no tiako - Fetrakens

Maro ny voninkazo
fa hafa ihany ianao
'lay nahatonga ahy hivazo
sy hirediredy tahaka izao


Betsaka ny manja
Bozy ;Vao sy Lanja
fa hafa ihany anefa
'lay fitiavanao miantefa

Hametraka hevitra

Midira aloha