You are here: home > Vetso

Lavidavitra any ho any! - Fetrakens

Azo vakiana?

Lavidavitra any ho any
Misy toerana tsy fantatra
Misy tery sy ankamantatra
Aiza ho aiza eto an-tany!?

    Lavidavitra aiza ho aiza?
    Ho tadiavina hatraiza
    Tsy haiko anarana sy taona
    'Lay toerana manao ahoana!

Fa dia lavidavitra any ho any
    (Extrait)

Fetrakens, 02/11/2007

Hevitra mandeha

fetrakens (15/11/2007 05:58:02)

Aiza ny tohiny?

endrika01 (29/07/2009 17:09:18)

lavidavitra aiza hony lay toerana?

totoahzo (05/01/2010 13:12:21)

ka atao ahoana fa sao dia mba miankina aminao no hiverenany . andramo ka zahao fa tsara izy

Hametraka hevitra

Midira aloha