Ampela soa - Fongasy
Azo vakiana?
Nainan'ny gn'aiko hataoko firiry
Hasentsiko agnatin'ny mofo dipay
Ho ramadramatako tsy an-ky tsiriry
Hateliteliko tsy miala tey
Ataovo eo fa ndre vary maiky
Agnilany eo koa gnazy gny sary
Hahalany hany aho zaho miaiky
Fa ndre ts'isy laoky zaho tsy mosary
Vava tsy tà gn'ahy, tegna mba tia
Fa tsy mety ho tiany ndre ombia,ndre ombia
Misaotra an'i tompo avao tegna tsy goa
Mba mahita azy io ;ampela soa
FONGASY
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : Fongasy
Nampiditra : FongasyDaty : 03/09/2016
Mpamangy : 877
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
NenyZanako
Vahaolana
Antsoantso
Tononkiranay sy SOLOMONA
Omeo amin'ny fo
Ilay fihevitro diso
Feo mibitsika
Voro-mahery taizan'akoho
Fitiavan'i Neny