FARA-FITIAVANA (HARY MENJA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FARA-FITIAVANA

Matoa aho nijaly sy maty
dia izay no fara -fitiavako
Hoy ilay fiverenan-kira rehefa manakaiky ny andro Paka
nefa tao an-tsiko tao toanihahotra niambakavaka
fa tsy fara-fitiavana fa tena faratampon'ny fitiavana
satria izay tia ka mahafoy ny ainy tsy iainany intsony
dia izay no tena tia ary vokatry ny fony

Tsy ara-bakiteny akory izay
raha amintsika olombelona
f'izany hoe ohatra mahatsapaianao ny adidy hamelona ankohonana
dia f'izay ilay fahafoizan'aina'ary fahavononana
hahatratra ny fara-fitiavana,tahaka an'i Kristy
hanatontosa famonjena ho antsika olombelona eto ambonin'ity tany ity


HARY MENJA
--------
Rohy:
Sokajy : Vavaka
1433 1
Mpakafy: haraldtohaina
Hevitra mandeha
daniella ( 13/12/2007 05:15)
TENA TSARA NY TONONKALONAO
daniella ( 07/01/2008 11:42)
ENGA ANIE MBA SAMY AHATSAPA IZANY FARA-FITIAVAN'I KRISTY ZANY DAHOLO ISIKA INDRINDRA @ ZAO TAONA VAO2 ZAO E! DE MAZOTOA MANORATRA ARY E!
daniella ( 18/02/2009 04:59)
Bjr,
fa ahoana toa ela tsy hita?
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : HARY MENJA
Nampiditra : kristoff
Daty : 20/11/2007 07:02
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.088