VARY AMINANANA (HASINIONY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mba nieboebo aho, hoe tena tinao marina
Hay ka tsia no valiny
Mba nihambo koa, hoe mendrika ampakarina
Fandavana no sarany
Nitompoteny indrindra, fa ny fonao no lapa
Kinanjo Tsiafahy
Nofy raha ianao, no hiaiky fa maratra
Rehefa lavitra ahy!


Tapakevitra aho, handao 'lay lalaina
Kapaina tsy hita fery
Teo no namikirany, ny tanako efa gaina
Tsy hamela azy ho irery
Rotika ny fo, nandre andian-teny: "tsy tena tiako ianao,
...saingy TIAKO kosa"
Ny ankosobolamena tinadiko ombieny, no tsy anananao
Hoy izy fokafoka


...puis elle m'a dit:
Je ne t'aime pas bien, JE T'AIME
Tu n'es pas jolie, TU ES MAGNIFIQUE
Tu n'es pas dans mon cœur, TU ES MON COEUR
...et je ne pleurerais pas si tu pars, MAIS JE MOURAIS!
--------
Rohy:
Sokajy : manokana - ahy
1297 2
Mpakafy: kiriah - hasiniony
Hevitra mandeha
hasiniony ( 04/10/2012 17:05)
...miangavy "anao" mba tsy ho tohina fa aingam-panahy nivahiny no nivaingana ho soratra, fa tsy ny amintsika velively!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : HASINIONY
Nampiditra : hasiniony
Daty : 04/10/2012 17:02
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015