Anao ny safidy (havotraniaina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Omena anao ny safidy,eo anivon'ny tontolo.
Eny! eo an-tananao, ny ho avy manontolo.
:;:...anjaranao ny manolokolo...:;:
Saina vatana fanahy, anananao daholo.
--------
Rohy:
340 1
Mpakafy: havotraniaina
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153