Izao tontolo izao (havotraniaina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izao tontolo izao, no hitoerako.
Ny haizin'ny tany, no manarona tenako.
Ny endrika harantiny, no manintona ny fo.
Ka hankatoaviko, ny hanao ny sitra-po.


Izay rehetra hita, nandramako avokoa.
Teo vao nahatsapa, fa hay tsy nahasoa.
Izao tontolo izao, mamitaka tokoa.
Soa fa tsy tara, hovaiko ny tantara.



Mpanoratra: LALAHARISON Havotra Niaina.
--------
Rohy:
Sokajy : Fiainana - Aingam-panahy
503 1
Mpakafy: havotraniaina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : havotraniaina
Nampiditra : havotraniaina
Daty : 06/08/2023 07:37
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0162