FENOY (HERILALATAHIANA Tojosoa Sarah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fenoy ny tsikitsikintsika ny lafin-drindrin’efitrao,
Fenoy ny nofinofintsika ny alina tontolonao,
Voleo ny voninkazontsika ny ila tokonanao,
Fafazo ny fitiavantsika ny lalana falehanao,
Fenoy ny tatarantsika ny diary kelinao,
Ampitahory ny herintsika izay mandrebireby anao
Dia ovay hoe"isika" izay rehetra momba anao
Fa izaho ho toa anao, sy hiaro anao

H.T.S.
12.10.00
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
970 0
Hevitra mandeha
tizia ( 24/05/2007 06:29)
tsara be
Poun ( 02/07/2007 10:40)
Toa tsapako hoe efa tojo fifalina lay tonokalon'alahelo teo aloha.Mirary soa indrindra
tinalalaina117 ( 13/10/2011 08:12)
Misaotra anareo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : HERILALATAHIANA Tojosoa Sarah
Nampiditra : tinalalaina117
Daty : 14/05/2007 15:41
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143