Miandry Foana an-dry (Herilanja RANDRIAMANGA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny soratra hono mitoetra...
Dia nataoko an-taratasy...
Iriko mba hiseho…

Bika sy toetra...
Fitia tsy nisy tasy...
No noentinao nankeo…

Dia revo aho ka tia...
Nafana vetivety...
Ilay ao atratrako ao…

Miandry foana an-dry...
Raha toa re ka mety...
Dia ataovy izao dieny izao...
--------
Lien:
Catégorie : Embona - Fitiavana
267 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0123