TOY IRENY... (Iavotra RAMANAMPAMONJY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TOY IRENY....

raha hita sy tsapa fa efa tsY anjara
tsy haninA akory fa hahay hizaka
ny trondro matory eny antanan'ny saka
tsy ho azo samborina
hanala baraka

ra raozy maro tsilo handratra ny tava
no heverina ho haingo
hatao saro-tava
hanahirana ihany no hivazavaza
raha tojo marary efa tsy tia kotaba

dia toy zany reny

filatroana nirina hanento safidy
fa ny diary mangina
tsy afaka handidy
ny tian'ny hafa efa dilany tany
ko anino mihintsy aho
no handeha hitomany...

ho lol zany...

fa eo aminao no mangina ny sento
dia satriko foana
mba hiventsoventso
ny hoe tiako ianao
saingy alao @ zao

fa namako ianao...

Iavotraina
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
782 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Iavotra RAMANAMPAMONJY
Nampiditra : Iavotraina
Daty : 27/02/2014 10:53
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0369